Entrée | fiteboka (teboka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fiasana lavalava marani-doha ny ilany ary misy faritra azo ikapohana azy amin' ny tantanana ny ilany hilentehany kely ao anaty metaly sy ahazoana dian-teboka. Ilaina io dian-teboka io mba tsy hampikaviavia sy hampisolifatra ny kamositra rehefa manomboka mandavaka [1.62] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |