Entrée fitarikandro (tarika, andro)
Partie du discours nom
Définition malgache Anaran'ilay kintana mialoha ny masoandro (raha ny tena marina dia tsy tena kintana izy io fa ny planeta Vénus). [Rajemisa 1985]
Définition anglaise [Mod. s. from mitarika (tarika), and andro, the day.] The morning star; i.e. the planet Venus. [Richardson 1885]
Définition française étoile du matin: la planète Vénus [Abinal 1888]
Vocabulaire 
Synonymes vadim-bolana
Citations 

2016/07/29