|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitanana
Radical  2  tana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra.
Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano.
Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava.
Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany.
Explications en anglais  5  [1.2] [Rel. s. from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle. See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka.

Entrée (2/2)6  fitanana
Partie du discours  7  nom
Explications en malgache  8  [1.1] Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo
Explications en français  9  [1.196] (racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un). Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage. Philtre d'amour. Voir fampitanana plus usité. [Merina]
10  [Betsileo]
Vocabulaire  11  Botanique

Anagrammes  12  afantany, fitanana, ifantana, nitafana, tafanina

Mis à jour le 2023/01/20