|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fitanana
Radical  2 tana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitazonana: Tsy hainao ny fitanana sabatra..
5 Fihazonana: Sarotra ny fitanana io zaza io ao an-trano..
6 Tsy famelana hivoaka na handeha na handositra, fampihibohana: Ny fitanana am-ponja no sazy ataon'ny fanjakana ho an'ireo nahavita heloka bevava..
7 Fitehirizana: Mitory toe-tsaina ratsy ny fitanana fanafody hamelezana ny sasany.. [1.1]
Explications en anglais  8 [Rel. s. from mitana (tana).] A surety, a pledge, a hostage; a pin, a handle. See fampitanana, fihazonana, antoka, tsatoka.. [1.2]

Entrée (2/2)9  fitanana
Partie du discours  10  nom
Explications en malgache  11 Ody fihazonana, araka ny hevitry ny Ntaolo. [1.1]
Explications en français  12 (racine tana : action de tenir fermement, de conserver quelque chose ou quelqu'un). Talisman par lequel on retient quelqu'un en otage. Philtre d'amour. Voir fampitanana plus usité.. [Merina, Betsileo] [1.196]
Vocabulaire  13  Botanique

Anagrammes  14 fitanana, 15 ifantana, 16 tafanina

Mis à jour le 2025/09/13