Entrée fitaka
Partie du discours nom
Explications en malgache Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza.
Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. [1.1]
Explications en anglais Deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. [1.2]
 Fraud, deceit [1.7]
Explications en français Fraude, ruse [1.8]
Dérivés 
 
Synonymes ambaka ~ ambosy ~ angoly ~ felika ~ lainga ~ sandoka ~ soloky
Mots composés 
Proverbes 

Entrée fitaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] fanambininy [1.78]
Explications en anglais See petraka [1.2]
Dérivés 
 

Entrée fitaka
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Tambahoaka] Tany lemaka [1.78]

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/08/01