Entrée (1/3) | 1 fitaka |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Teny na zavatra toa marina nefa diso entina hanambakana: Tsy misy fitaka izany lazaiko anao izany na kely aza. Hafetsena entina hanambakana: Fanekena natao am-pitaka io ka tsy ekena. |
Explications en anglais |
4 [1.2] deceit, fraud, stratagem, duplicity, guile. See ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky. 5 [1.7] fraud, deceit |
Explications en français |
6 [1.8] fraude, ruse |
Dérivés |
|
Synonymes | 12 ambaka, ambosy, angoly, felika, lainga, sandoka, soloky |
Mots composés |
|
Proverbes | 17 Proverbes contenant le mot fitaka |
Entrée (2/3) | 18 fitaka |
Partie du discours | 19 nom |
Explications en malgache |
20 [1.78] [Tambahoaka]
fanambininy |
Explications en anglais |
21 [1.2] See petraka |
Dérivés |
|
Entrée (3/3) | 24 fitaka |
Partie du discours | 25 nom |
Explications en malgache |
26 [1.78] [Tambahoaka]
tany lemaka |
Anagrammes | 27 afitak, atifak, fatika, fitaka, tafika, Tafika, tifaka |
Mis à jour le 2023/08/01 |