Entrée fitabatabana (tabataba)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanaovana horakoraka na kotaba, fihorakorahana, fikotabana: Asaivo atsahany ny fitabataban' ireo ankizy ireo.
¶ Fikorontanana: Naharitra iray volana ny fitabatabana tao amin' io tanàna io. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais a tumult, an outbreak, a disturbance. [Richardson 1885]

Mis à jour le 2020/07/31