|
|
|
|

Entrée (1/4)1  fisorona
Radical  2 sorona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fomba entina misorona, izany hoe manafina na tsy milaza amin' ny olona izay kilema ananany nefa tsy hitany [1.1]

Entrée (2/4)5  fisorona
Radical  6 sorona
Partie du discours  7  nom ou adjectif
Explications en malgache  8 Fomba entina misorona (manao sorona na mamono biby atao fanatitra ho an' Andriamanitra)
9 Fanao sorona
10 Azo atao sorona [1.1]

Entrée (3/4)11  fisorona
Radical  12 sorona
Partie du discours  13  nom
Explications en malgache  14 Fomba entina misorona na manisy afo. [1.1]

Entrée (4/4)15  fisorona
Partie du discours  16  nom
Explications en français  17 pierre levée des autels. [Tankarana] [1.19]

Mis à jour le 2025/11/13