|
|
|
|

Entrée1  fisorohana
Radical  2 soroka
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fanalana tany na ahitra amin'ny angady ka asosa fotsiny hisafo ny tany ny vohony: Tsy dia raharaha sarotra loatra akory ny fisorohana ny ahitra amin'ity lalan-kely ity.
5 Fidifiana, fanalana mialoha: Mba ho fisorohana ny loza no ilazako izany aminao. [1.1]

Anagrammes  6 fihosorana, fisorohana

Mis à jour le 2025/12/08