Entrée | 1 fisoratana |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 soratra |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fanoratana ny anarana: Amin' ny talata no faron' ny fisoratana amin' ny fanadinana Fandatsahana an-tsoratza ny fanambadiana: Lasa nividy akanjo hoentina amin' ny fisoratana ny zanakovavy |
Anagrammes | 5 fisoratana, nasafotray |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |