|
|
|
|

Entrée1  fisokafana (sokatra)
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  Fivohana: Amin'ny 8 ora ny fisokafan'ny trano fiasana amin'ny maraina. 4  Fitanatana: Mahatahotra ahy ny fisokafan'ny vavan'itỳ biby be ity. 5  Fialan'ny saron'ny zavatra iray: Samy niandry ny fisokafan'ny vilany ny ankizy fa toa hisy inona ihany tao. 6  Fahazoana manao, miasa, mampiasa, mihaza...: Amin'ny herinandro ambony, hono, ny fisokafan'ny lalana mankany Morondava. [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20