|
|
|
|

Entrée1  fisiana
Radical  2  isy
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Toetran'ny zavatra misy, manana ny mahaizy azy: Ny fisian'ny fanahy dia eken'ny firenena malagasy, fa hoy izy hoe "Ny fanahy no olona"
Explications en français  5  [1.13] existence
Vocabulaire  6  Philosophie

Anagrammes  7  anifisa, asafiny, fanisia, fisaina, fisiana, nisafay, safinay

Mis à jour le 2023/01/20