Entrée | 1 fipetrahana |
Radical | 2 petraka |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fitombenana: Mahavo azy ny fipetrahan' ny alika noho ny fitsanganany Fitoerana: Aiza ny fipetrahan' ny sira ato an-dakozia? Fonenana: Any ambanivohitra no fipetrahanay raha vakansy |
Explications en anglais |
5 [1.7] the act of sitting; a seat |
Explications en français |
6 [1.3] l'action de s'asseoir, le séjour, le lieu, le siège 7 [1.8] action de s'asseoir; siège |
Exemples |
8 Akalam-bory kely teo anoloan' ny fatana no fipetrahan' I Neny na mahandro izy na mihinan-kanina. [2.472] 9 Ny tiany dia ny voalohan-toerana amin'ny fanasana, ny fipetrahana voalohany amin'ny sinagoga [2.996] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 12 fipetrahana, pifanatreha |
Mis à jour le 2023/01/20 |