Entrée | fiovam > fiova (ova) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomba na toetran' ny zavatra miova [1.1] | |
Explications en français | Manière de changer [1.3] | |
Variation [1.13] | ||
Anagrammes | fiova, vaofy |
Entrée | fiovam > fiovana (ova) | ||||||
Partie du discours | nom | ||||||
Explications en malgache | Fanjariana ho hafa, fiofoana: Ny fiovan' ny gamoina ho lolo Fihatsarana na fiharatsiana: Tsy misy fiovana ny aretin-drainao Fivadihana: Ny fiovan' ny andro teo izay no nahabe aretina [1.1] | ||||||
Explications en français | L'action de changer [1.3] | ||||||
Modification, changement, mutation [1.13] | |||||||
Exemples |
| ||||||
Morphologie |
| ||||||
Mots composés |
| ||||||
Anagrammes | fiavona, fiovana, fivaona, vainafo, voafina |