Entrée | 1 fiompy |
Radical | 2 ompy |
Partie du discours | 3 nom ou adjectif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fomba entina miompy, izany hoe mamelona sy miahy ary mikarakara biby Ompiana matetika: Biby fiompy |
Explications en français |
5 [1.3#465] Ce qu’on élève, ce qu’on soigne, la manière de soigner |
Exemples |
6 Mila misotro rano madio ny biby fiompy. [2.117#] 7 Fa indrindra, misy tsenan' omby any, ka ahafahan'ny olona mivarotra na mividy io biby fiompy io. [2.606#] |
Vocabulaire |
8 Economie: élevage |
Mots composés |
|
Anagrammes | 10 fiompy, mpifoy, mpiofy |
Mis à jour le 2023/02/07 |