Entrée biby fiompy
Mots élémentaires biby ; fiompy
Partie du discours locution
Explications en malgache Biby manampy ny olombelona amin' ny lahasany na ataony sakafo, ka velominy sy karakarainy ary mipetraka tsy lavitra ny fonenany na ao an-tranony mihitsy aza [1.1]
Explications en français Animaux domestiques [1.13]
Vocabulaire 
Synonymes biby manompo

Mis à jour le 2023/07/25