|
|
|
|

Entrée1  filerana
Radical  2  lerana
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano
Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy

Anagrammes  5  fanelirà, filerana

Mis à jour le 2023/01/05