| Entrée | 1 lerana |
| Radical | 2 letra |
| Partie du discours | 3 verbe passif |
| Explications en malgache |
4 Asiana, ampidirana an-keriny: Nolerany totohondry ny takibako.
5 Hanina betsaka mova tsy isesefana: Lero daholo io vary io fa izaho tsy hikasika na eran' ny vavako aza. [1.1] |
| Explications en français |
6 dans quoi on enfonce, on introduit avec force.
[1.3#402] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Anagrammes | 12 lañare, 13 lerana, 14 renala |
| Mis à jour le 2025/09/19 |
|