Entrée | filankevitry ny fampanarahana fitsipika | |
Mots élémentaires | filankevitra ; fampanarahana ; fitsipika | |
Partie du discours | locution | |
Explications en malgache | Rafitra eny anivon' ny antokon-draharaha maro samihafa natao hitsara sy hanasazy an' ireo mpiasa na mpikambana izay nandika ny fitsipika anatiny mifehy ny asa ataon' izy ireo [1.62] | |
Mis à jour le 2023/03/25 |