| Entrée | 1 fampanarahana | 
| Radical | 2 araka | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Exemples | 4   Ny fampanarahana ireo va-hiny ireo ny lalàn' ny tany onenany mantsy no anisan' ny zava-dehibe koa tamin' ny fanjakana tamin' izany.
[2.366#] 5 Ho famenoana ireo fepetra misy ankehitriny, dia natao ny fanadiovana vitsivitsy, fampanarahana toetr' andro, fanamarihana, fanoritana mazava, fandrindrana sy fampanarahana amin' ireo rijan-teny hafa. [1.384#] | 
| Tous les mots composés | 6 filankevitry ny fampanarahana fitsipika | 
| Mis à jour le 2025/10/08 |   |