Entrée filankevitra ambonin' ny mpitsara (ila, hevitra, ambony, tsara)
Partie du discours expression
Définition malgache voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [Akademia 2005]
Vocabulaire 

2017/07/19