Entrée | 1 filankevitra ambonin' ny mpitsara |
Mots élémentaires | 2 filankevitra, 3 ambony, 4 mpitsara |
Partie du discours | 5 locution |
Explications en malgache |
6 voalaza ao anatin' ny Lalampanorenana natao hiaro ny fahaleovantenan' ny mpitsara, ka ny filohan' io Filankevitra io dia ny Filoham-pirenena; manao tolo-kevitra amin' ny fanendrena an' ireo mpitsara sady misahana ny asan' ny filankevitry ny fampanaraham-pitsika ho an' ny mpitsara [1.62#404] |
Vocabulaire | 7 Loi |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |