Entrée fijejojejoana (jejojejo)
Partie du discours nom
Définition malgache Fampisehoana toetra tsy maotona loatra na amin' ny fihetsika na amin' ny fitafy mba hisintonana ny mason' ny olona langa; fahakasikasiana, fahamaivanan-doha [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise wanton or lewd conduct [Hallanger 1973]
Traduction française la dissipation [Hallanger 1974]

Mis à jour le 2020/07/31