|
|
|
|

Entrée1  fihinana
Radical  2  hinana
Partie du discours  3  nom ou adjectif
Explications en malgache  4  Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary
5  Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1]
Exemples  6  fihinana ihany koa ny henany, indrindra fa ny rambony. [2.117]
7  Tsy fihinana, Kamarady, fa fady aminay, hoy ny filohan-tsokajy. [2.643]
8  Ny fihinana sy fisotroana dite ataon'ny olona izay idirana an-trano. [2.59]
Morphologie 
9  Simple :
10  Préfixée :
Mots composés 
Zoonymes 

Anagrammes  17  anifihan, anihifan, fahaniñy, fanahiny, fihinana, hifanany, nafahiny, nafihina, nahafiny, nanifiha, nanihifa, nifiahan, nihafian, Ny Fanahy

Mis à jour le 2023/04/14