Entrée hala-pihinana
Mots élémentaires hala- (halatra) ; fihinana
Partie du discours locution
Explications en malgache Sakafo na fangalaran-tsakafo alaina mangina sy misokosoko, ka hanina miafina tsy atao fantatry ny hafa; entina milaza koa ny ataon' ireo ratsy fitondran-tena manitsa-bady any an-katakonana [1.1]

Mis à jour le 2023/12/25