| Entrée | 1 fihazakazaka |
| Radical | 2 hazakazaka |
| Partie du discours | 3 nom |
| Explications en malgache |
4 Fomba entina mihazakazaka.
5 Fandehanana haingana, hafainganana: Tsy anerany ny fihazakazaky ny andro. [1.1] |
| Explications en français |
6 La manière de courir.
[1.3#229] |
| Exemples |
7 Tamin' izany dia nikatrokatroka ny kitron-tsoavaly noho ny fihazakazaka, dia ny fihazakazaky ny maheriny.
[2.996#]
|
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|