| Entrée | 1 fihalangalanana | 
| Radical | 2halangalana | 
| Partie du discours | 3 nom | 
| Explications en malgache | 
4 Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro [1.1] 5 tsy fandraisana andraikitra [1.13]  | 
| Explications en français | 
6 La séparation extérieure [1.3#208] 7 désengagement [1.13]  | 
| Exemples | 
8 ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena.
[4.27#] 
 | 
| Analogues | 9 fiolonolonana | 
| Mis à jour le 2025/09/12 | 
 |