|
|
|
|

Entrée1  fiolonolonana
Radical  2 olonolona
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fihatakatahana tsy te hiaraka amin' ny sasany; fitokantokanana, fihafahafana. [1.1]
5 fihatahana amin'ny besinimaro na ara-piaraha-monina na ara-pomba na ara-pifampifehezana; lamin-kevitra izay milaza fa tsy tanjona hiafarana akory ny fiaraha-monina fa natao hampivoatra sy hahasambatra ny tsirairay. [1.13]
Explications en français  6 individualisme. [1.13]
Vocabulaire  7  Philosophie

Mis à jour le 2025/09/12