|
|
|
|

Entrée1  figogogogoana
Radical  2 gogogogo
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fitomaniana arahina toloko na feo mafy [1.1]
Explications en français  5 les lamentations
6 la violence du torrent [1.3#199]
Exemples  7  Eny ambony tafon-trano rehetra sy eny amin' ny kianja ao Moaba, tsy misy afa-tsy figogogogoana fotsiny; [2.996#]

Mis à jour le 2025/09/12