|
|
|
|

Entrée1  fidinana
Radical  2  idina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ
Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana
Explications en français  5  [1.3] L’action de descendre, la descente
Exemples  6  Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna. [2.332]
7  Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga. [2.472]
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot fidinana

Anagrammes  10  andafiny, andifian, andifiña, fanidina, fiandany, fidinana, nafadiny, nandifia, nifadian, nifandai

Mis à jour le 2023/01/20