|
|
|
|

Entrée1  fidinana
Radical  2  idina
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Asa atao rehefa midina, izany hoe rehefa mankamin' ny toerana ivaiva kokoa: Mahasalama ny olona sasany ny fidinana any amoron-dranomasina. Sarotsarotra ny fidinana amin' itỳ fiara itỳ
Lalana midina mitsontsorika mankamin' ny toerana ambany: Mitandrema tsara amin' ny fidinana fa malama ny lalana [1.1]
Explications en français  5  L’action de descendre, la descente [1.3]
Exemples  6  Mahafinaritra mihitsy ny hitaingina kalesy atsy amin' ny fidinana avara-tanàna. [2.332]
7  Ny ampitson' iny fidinana tany Ampangambe iny vao nanohy ny diany I Feno sy Donga. [2.472]
Tous les mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot fidinana

Anagrammes  10 andafiny, 11 andifiña, 12 fanidina, 13 fiandany, 14 fidinana

Mis à jour le 2025/09/12