Entrée | 1 fiatoana |
Radical | 2 ato |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en anglais |
4 [1.7] a pause |
Explications en français |
5 [1.8] pause, interruption |
Exemples |
6 [2.117#] Reraka tokoa ny tany raha volena tsy misy fiatoana toy izany. 7 [2.285#] ny rahona mandraraka azy tsy manantena fiatoana, fa mikitroka manjabe. 8 [1.369#] Izany no fihetsiky ny fiovam-penitra ara-kolontsaina tsy misy fiatoana. |
Mots composés |
|
Anagrammes | 11 afotanay, anafitoa, atafinao, atafonay, fiatoana, itafanao, itafoana, tafainao, tafianao, tafoanay |
Mis à jour le 2025/01/21 |
![]() |