Entrée fiarahana (araka)
Partie du discours nom
Définition française l'action d'aller ensemble [Abinal 1888]
Définition française synchrone. [Vocabulaire: Physique] [SLP: Voambolana]
Exemples 
1Fiarahana angamba hiafara amin' ny fahafatesana! [Andriamalala: Ranomasina, page 15]
2Ary ny fiarahana mandavan-taona dia mampiray fitiavana sy fankahalana? [Andriamalala: Zazavavindrano]
Morphologie 
fiarahana
fiarahako
fiarahanao
fiarahany
fiarahantsika
fiarahanay
fiarahanareo
fiarahan'
fiarahan-
fiaraham-
fiaraha-
-piarahana
-piarahako
-piarahanao
-piarahany
-piarahantsika
-piarahanay
-piarahanareo
-piarahan'
-piarahan-
-piaraham-
-piaraha-
Illustrations 

2013/05/23