|
|
|
|

Entrée1  fiantrana
Radical  2  antra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Fihetseham-po mahatonga ny olona hanampy ny ory sy ny mahantra
Ny vola omena hanampiana ny ory: Tsy tapaka ny manome fiantrana ny mpangataka iny Ramatoa iny
Explications en anglais  5  [1.2, 1.7] compassion
6  [1.2] charitableness, alms, alms-deeds, pity
7  [1.7] help given to the poor
Explications en français  8  [1.3#55] l'action de secourir, l'aumône, le secours: Betsaka ny fiantrana nataony (Il a fait beaucoup d'aumônes)
9  [1.8] secours, aumône
Exemples  10  Ahoana no hampivadiana ny fitsipika amin' ny fiantrana? [1.369#]
11  ny mpiray fiangonana sy ireo nisahirana nahitana fiantrana. [2.470#]
12  Mahantra izahay, ry Sahondra, fa mahantra tsy mila fiantrana! [2.529#]
Vocabulaire  13  Emotions
Article  14  Randzavola: fiantrana ao amin' ny Baiboly

Anagrammes  15  fantarina, fatrañany, fiantrana, nafatrany, nanafitra, nanifatra, natrifana, nifanatra, nitarafan

Mis à jour le 2023/01/20