Entrée (1/2) | 1 fiandohana |
Radical | 2 loha |
Partie du discours | 3 nom |
Explications en malgache |
4 [1.1] Fiantombohana |
Explications en anglais |
5 [1.7] the source, the beginning |
Explications en français |
6 [1.3, 1.8] le commencement, la source 7 [1.3] le point de départ, le principe 8 [1.8] origine |
Exemples |
9 Izaho no Alfa sy Omega, ny fiandohana sy ny fiafarana. [2.996] |
Mots composés |
|
Entrée (2/2) | 14 Fiandohana |
Partie du discours | 15 nom |
Explications en malgache |
16 [2.611] boky mirakitra fandinihana momba ny fiandohan' izao tontolo izao, ny fiandohan' olombelona, ny fiandohan' ny fahotana ary ny fiandohan' ny Vahoakan' Andriamanitra |
Vocabulaire |
17 Ecritures Saintes |
Synonymes | 18 genesisy, genesisy, genesisy, jenezy, jenezy, jenezy |
Anagrammes | 19 Fiandohana, fiandohana, fidanohana, fidonahana, nidofahana, nidohafana |
Mis à jour le 2023/06/07 |