|
|
|
|

Entrée1  fianarana
Radical  2  anatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra [1.1]
Explications en anglais  5  the act of learning; studies; a school [1.7]
Explications en français  6  action d'apprendre; études, leçons; école [1.8]
7  étude, apprentissage [1.13]
Exemples  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499]
Mots composés 
Toponymes 
Titres  17  Boky fianarana ny amin' ny biby : ho an' ny mpianatra malagasy (Lavik K)
18  Fianarana jeografia (Rakotonaivo François)
19  Gramera na ny fianarana ny fiteny malagasy : dingana faharoa (5e, 4e) (Andrianony)
20  Lesona tsotsotra momba ny fianarana poezy amin’ny teny malagasy ( )
Proverbes  21  Proverbes contenant le mot fianarana

Anagrammes  22  anafarany, fanairana, fanaraina, fanariana, farananay, fianarana, fiaranana, ifaranana, niafarana

Mis à jour le 2023/08/12