|
|
|
|

Entrée1  fianarana
Radical  2 anatra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4 Fampifantohana ny saina mba hahay sy hitadidy zavatra. [1.1]
Explications en anglais  5 the act of learning; studies; a school. [1.7]
Explications en français  6 action d'apprendre; études, leçons; école. [1.8]
7 étude, apprentissage. [1.13]
Exemples  8  Naharitra folo taona latsaka kely tamin'ny fianarana tao Antananarivo Randrianaivo; [2.324]
9  Rahefa tapitra voavaky ny boky fialam-boly dia voatery nitodika tany amin' ny boky fianarana. [2.471]
10  Tsy fantatro na nahay izy tamin' ny fianarana na tsia. [2.472]
11  Ka rahoviana izao izy no ho vita fianarana? [2.499]
Tous les mots composés  12  11 combinaisons de ce mot
Proverbes  13  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  14 fanairana, 15 fanaraina, 16 fanariana, 17 fianarana, 18 fiaranana, 19 ifaranana

Mis à jour le 2025/11/09