Entrée | FFM | |
Partie du discours | nom (acronyme) | |
Explications en malgache | Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy [3.1] | |
Exemples | Tsy mbola nivoaka amin’ny fomba ôfisialy ny lisitr’ireo mpikambana ao amin’ny Filankevitry ny Fampihavanana Malagasy (FFM) na dia efa nahavita ny asany aza ny Fiarahamonim-pirenena nanankinana ny fananganana azy io.
[4.43] | |
Vocabulaire | Organisations | |
Analogues | Acronymes | |
Mis à jour le 2020/07/31 |