| Entrée | 1 ferinaina |
| Mots élémentaires | 2 fery, 3 aina |
| Partie du discours | 4 locution |
| Explications en malgache |
5 Fijaliana mafy.
[1.1] [ferin' aina] 6 fahoriana entina an-kasarotana mafy, ka efa atao mampijaly ny tena aoka izany (fiteny koa ny hoe feritr' aina, izay angamba avy amin' ny fanaovana ny na ho tra fotsiny ihany). [1.1] |
| Explications en anglais |
[ferin-aina]
7 Sighing, groaning, grief..
[1.2] |
| Explications en français |
[ferin' aina]
8 souffrance, affliction.
[1.3, 1.5] |
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 10 Emotions |
| Autres orthographes | 11 ferin' aina, ferin-aina |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|