|
|
|
|

Entrée (1/2)1  fehivava
Mots élémentaires  2  fehy, 3  vava
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Anja-koditra kely amehezana ny vavan' ny alika mba tsy hanekerany: Asio fehivavany io alika io fa mety hanaikitra [1.1]
Explications en français  6  muselière [3.1]
Analogues  7  fehyvava

Entrée (2/2)8  fehivava
Mots élémentaires  9  fehy, 10  vava
Partie du discours  11  nom
Explications en malgache  12  fifadian-kanina [Taimoro] [1.78]

Anagrammes  13 fehivava, 14 fehy vava

Mis à jour le 2025/09/12