|
|
|
|

Entrée1 fehintenda
Mots élémentaires  2fehy, 3tenda
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5Karazan-kaingo na fombampitafiana afehy manodidina ny tenda mba hampahafana ny tenda, indrindra raha mikohaka. [1.1]
Exemples  6 Taty aoriana, rehefa tsara akanjo ny olona (fa niditra betsaka ny karazan-damba vahiny), dia nampiseho soroka an-kavanana indray ny tovolahy mpihaingo mba hisehoan' ny fehintenda. [2.436#]
Vocabulaire  7 Economie: vêtements
Autres orthographes  8fehitenda

Mis à jour le 2025/09/12