| Entrée | 1 fehin-kevitra | 
| Mots élémentaires | 2 fehy, 3 hevitra | 
| Partie du discours | 4 locution | 
| Explications en anglais | 5   conclusion [4.70] | 
| Explications en français | 6   conclusion [4.70] | 
| Exemples | 7   Fehin-kevitra haingana loatra izany
[1.369] 8 Ireto misy fehin-kevitra lehibe amin'ny fanadihadiana tamin'ny taona 2019 [4.70#2020.07.08] 9 Ny momba an' io, ny SeFaFi dia mitsipaka mafy ny fehin-kevitra nolanian' ny Parlemanta Eropeana ny 11 febroary [4.27#2010/02/19] | 
| Autres orthographes | 10 fehikevitra, fehikevitra, fehinkevitra | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |