|
|
|
|

Entrée1  fehim-ponenana
Mots élémentaires  2  fehy, fonenana
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Vocabulaire  5  Rapports: famille

Mis à jour le 2023/12/10