|
|
|
|

Entrée1 fehim-pihavanana
Mots élémentaires  2fehy, 3fihavanana
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 Fifamatoran' ny olona iray fianakaviana na iray fileovana na mifankatia tsotra fotsiny, ka mahatonga azy hifamangy mba ho fanamafisana ny fihavanana isaky ny misy hafaliana, fa indrindra raha misy manjo [1.1]
Explications en français  6 lien de parenté [1.54]
Vocabulaire  7 Rapports: famille
Synonymes  8fehim-ponenana

Mis à jour le 2025/09/12