|
|
|
|

Entrée1  fehezanteny
Mots élémentaires  2  fehezana, 3  teny
Partie du discours  4  nom
Explications en malgache  5  Antokon-teny manan-kevitra feno: Tia ahy i neny. Matetika antokon-teny na teny telo manana ny anjara asany avy no mirafitra ho fehezanteny (lazaina: / neny, enti-milaza: tia; fameno: ahy). Misy karazany efatra araka ny fitsipi-pitenenana ara-drafitra ny fehezanteny: ny fehezanteny tso-drafitra (mihira ny ankizy) ny fehezanteny mivadi-drafitra (Isambilo no namaky fitaratra), ny fehezanteny takona ila (aleo mandeha, rankizy), ary ny fehezanteny kely indrindra (mandehana) [1.1]
Explications en français  6  phrase, énoncé [1.13, 1.5]
Tous les mots composés 
Vocabulaire  8  Linguistique

Mis à jour le 2025/09/12