| Entrée (1/2) | 1 fefy |
| Partie du discours | 2 nom |
| Explications en malgache |
3 Vala fiarovana sy fisakanana, fetra tsy azo ihoarana: Misy fefy ny tokotaninay ka tsy misy alika afaka miditriditra ao
[1.1] |
| Explications en anglais |
4 a fence, a wall, a hedge, an enclosure, a defence.
5 fefy vato: a stone wall [1.2] 6 a fence, an enclosure [1.7] |
| Explications en français |
7 clôture, haie
[1.8] 8 (toute l'île : haie vive, mais aussi palissade, clôture, tout ce qui sert de défense). 9 Nom des plantes utilisées à faire des haies, surtout lors qu'elles sont épineuses, défensives. 10 On dit : tokony hamefy ny tanimbolinao ianao : « Vous devriez entourer d'une haie défensive votre jardin potager » [1.196] |
| Exemples |
11 Ho voasazy ve izay mihoa-pefy?
[4.27]
12 Tsy mateza loatra anefa ny fefy hazo. [2.117] 13 Rindrina tsy misy hirigirika no fefy manodidina ny fiainako. [2.529] 14 Mitsangana manatrika ny fefy vy mampisaraka azy amin' ny mpiasa izy ireo. [2.470] |
| Morphologie |
|
| Dérivés |
|
| Vocabulaire | 31 Botanique |
| Analogues | 32 ampiantanytsivikinindahy, 33 aro, 34 kiady, 35 manda, 36 rova, 37 tamboho, 38 vala |
| Tous les mots composés | 39 5 combinaisons de ce mot |
| Entrée (2/2) | 40 fefy |
| Partie du discours | 41 nom |
| Explications en malgache |
42 Omby vonoina rehefa avy mandevina
[1.1] |
| Explications en anglais |
43 the name given to the beef distributed at the ceremony of the afana, usually called henampefy.
[1.2] |
| Morphologie |
|
| Synonymes | 46 henampefy |
| Tous les mots composés | 47 henam-pefy |
| Anagrammes | fefy, 48 fife |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|