Entrée fay
Partie du discours   participe
Définition malgache   Tsy sahy intsony fa nahita fahavoazana; matahotra ka tsy sahy mamerina izay natao teo aloha: Nilalao afo Ibalita ka may: fay ny adala ka tsy te hiherika afo in tsony
Mitovy hevitra: afon-dolo afon' angatra ~ lao ~ leom-boananana ~ maso voa sakay ~ nahita faisana ~ nandray ny kiho ~ tsy tia hiherika ~ tsy tia mainty ~ tsy tia mololo ~ tsy tia veroka [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   sickened of, surfeited, disgusted, having a distaste for in consequence of some loss, punishment, or calamity; disliked, satiated. [Richardson 1885]
   sickened, disgusted, forewarned by past experience [Hallanger 1973]
Définition française   Dégoûté de, se repentant de, fâché de, qui n’a plus envie de, à cause d’un châtiment, d’une punition, d’un désagrément [Abinal 1888]
   dégoûté par une expérience fâcheuse [Hallanger 1974]
Dérivations  
Morphologie  
fay
fay
ho fay
faiza

Entrée fay
Partie du discours   nom
Définition malgache   fitaovana maraorao vita amin'ny tsy ampiasaina hikikisana vy na akora hafa [SLP: Voambolana]
Définition française   lime [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée fay
Partie du discours   nom
Définition malgache   vakin-tongoa, fay na tsefaka ka misy miletsy, misy misondrotra [SLP: Voambolana]
Définition française   faille [SLP: Voambolana]
Vocabulaire  
Analogie   etry ~ tresaka

Entrée fay
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taimoro] karazana trondro [Rakotosaona 1972]
   Karazan-trondron-dranomasina boribory saingy fisaka eo an-tampony ary kely lava ny rambony [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   a kind of fish with a rough skin [Richardson 1885]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée fay
Partie du discours   adjectif
Définition anglaise   [Provincial] rough [Richardson 1885]
Dérivations  

Mis à jour le 2017/10/28