|
|
|
|

Entrée1  afondolo afonangatra
Mots élémentaires  2 afo, 3 lolo, 4 nangatra
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 teny ataon' ny olona mirifatra mandositra entin' ny tahotra na ny hatezerana [1.10]
7 teny enti-milaza fianianana na fivoadivoadiana fa tsy hanao zavatra iray izay nahitana fahavoazana intsony: Afondolo afonangatra: tsy mba hisotro toaka intsony aho [1.1]
Explications en français  8 avec qui on brise entièrement, à quoi on renonce sans retour [1.3]
Proverbes  9  Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02