Entrée fatiantoka
Mots élémentaires faty ; antoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny
Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny [1.1]
 [ faty antoka ] Fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy [1.1]
Explications en anglais [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract. [1.2]
 A financial loss; bankruptcy [1.7]
Explications en français Perte, ruine (commerce) [1.8]
Exemples 
1ka tsy ho fatiantoka ve raha tsy izany? [2.4]
2Tsy fatiantoka ho anay ny nidiran' ny Romana nanjana-tany. [2.643]
Proverbes 

Mis à jour le 2023/12/10