|
|
|
|

Entrée1 fatiantoka
Mots élémentaires  2faty, 3antoka
Partie du discours  4 nom
Explications en malgache  5Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny.
6Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny. [1.1]
[faty antoka] 7fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy. [1.1]
Explications en anglais  8[antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract.. [1.2]
9a financial loss; bankruptcy. [1.7]
Explications en français  10perte, ruine (commerce). [1.8]
Exemples  11 ka tsy ho fatiantoka ve raha tsy izany? [2.4#]
12 Tsy fatiantoka ho anay ny nidiran' ny Romana nanjana-tany. [2.643#]
Proverbes  13 Proverbes contenant ce mot

Mis à jour le 2025/11/02